|
|
|
|

Entry kasy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
Examples ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara. [2.895]
Derivatives 
Synonyms kasikasy

Entry kasy
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Remède. § hàsina. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms hasy ~ kasa

Entry kasy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Rongony [1.78]

Updated on 2022/04/21