|
|
|
|

Entry (1/2)1  karetsaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. [1.1]
Explanations in English  4  A rapide passage to and fro [1.7]
Explanations in French  5  Passage rapide [1.8]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Nouns :
10  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)12  karetsaka
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahim-panalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahim-panalahidy dia mihidy ny trano [1.1]
15  Karazana hidim-baravarana [1.13]
Explanations in English  16  A bolt for a door [1.7]
Explanations in French  17  Verrou, targette [1.8]
18  Crémone, espagnolette, targette [1.13]
Examples  19  ny hidin-trano tsivalan-kazo efa mba nosoloana karetsaka; [2.285#]

Anagrams  20  karatsake, karetsaka, saketraka

Updated on 2022/01/28