|
|
|
|

Entry1  karaoty
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Karazan' anambazaha misy vodiny menamena lavalava izay fanao laoka [1.1]
Explanations in English  5  a carrot [1.7]
Explanations in French  6  (du français « carotte »). Plante potagère bien connue, originaire de région méditerranéenne. C'est de tous les légumes européens celui que les Malgaches ont le mieux adopté. Daucus sativus (Hoffm.) Röhl. ex Pass. (Apiaceae). [Merina] [1.196]
Examples  7  Hita amy ny Fary sy ny karaoty indrindra izy, nefa rnisy koa amy ny Voalohoka sy ny Feso, ete. [1.357#]
8  Raha misy, mba anafaro fitotoananana aho, fa mandany fotoana be loatra ny mitetika ovy na karaoty. [2.332#]
Other spellings  9  karoty
Scientific name 

Anagrams  11  akotray, karaoty

Updated on 2022/06/04