|
|
|
|

Entry 1  karakaraina
Root  2 karakara
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako
9 Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy
10 Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika
11 Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1]
Explanations in English  12 to be cared for [1.7]
Explanations in French  13 dont on a soin [1.8]

Anagrams  14 ikarakarana, 15 irakarakana, karakaraina, 16 rakarakaina

Updated on 2026/04/19