Entry | kaporaly-sefo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Elementary words | kaporaly, sefo | |
Origin | French: caporal-chef. | |
Updated on 2023/01/01 |
![]() |