Entry | kaporaly | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | ||
Explanations in English | A corporal [1.7] | ||
Explanations in French | Caporal [1.8] | ||
Vocabulary | Military | ||
Compound words |
| ||
Origin | French: caporal. | ||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |