Entry | 1 kaonty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao 4 Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [1.1] |
Explanations in English |
5 an account [1.7] |
Explanations in French |
6 compte [1.8] |
Examples |
7 Mpanao kaonty no asako. [2.4#] 8 Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472#] 9 Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny kaonty. [4.27#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Anagrams | 18 kanoty, kaonty, takony |
Updated on 2023/08/11 |