Entry | kankandio | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) [1.1] | |
[ kakan-dio ] Karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy [1.13] | ||
Explanations in French | Bilharzie [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Synonyms | sokoraty | |
Updated on 2020/07/31 |