Entry kambontsinay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [1.1]
Examples Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. [2.424]
Vocabulary 
Elementary words kambo ; tsinay

Updated on 2023/12/11