Entry (1/2) | 1 kambana |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa 4 Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1] |
Explanations in English |
5 a twin, twins [1.7] |
Explanations in French |
6 Jumeaux, semblables 7 Assemblage, union de plusieurs [1.3] 8 jumeau [1.8, 1.13] 9 connexion [1.13] |
Examples |
10 Satria teraka kambana va izy? [2.270#] 11 Faty kambana re ity, ray olona e! [2.499#] 12 Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 25 kambana |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 gui, mousse. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
28 Botany: grass |
Synonyms | 29 hambina, kambina |
Anagrams | 30 akamban, ambakan, ankamba, kambana, nakamba, nambaka |
Updated on 2023/08/11 |