|
|
|
|

Entry (1/2)1  kalanoro
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [Betsileo] [1.1]
Explanations in French  5  (de kala : la belle petite et noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision). Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision. On l'appelle menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina. [Betsileo] [1.196]
Examples  6  Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [2.471]

Entry (2/2)7  Kalanoro
Part of speech  8  proverbial name
Vocabulary  9  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  10  Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [1.1]
Explanations in French  11  Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [1.3#305]
Examples  12  Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny kalanoro. [2.508]
Tables and plates  13  Full list

Anagrams  14  ankolaro, Kalanoro, kalanoro, loka rano, ankolaro, Kalanoro, kalanoro, loka rano

Updated on 2022/06/02