Entry 1/2 kakakaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. [1.1]
Explanations in English Loud laughter [1.7]
Explanations in French éclats de rire [1.8]
Examples 
1Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. [2.285]
2kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
3Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [2.895]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry 2/2 kakakaka (kaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20