Entry | jompo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: fishes | |
Synonyms | zompona | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |