Entry | jomohina (jomòka) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Tsy be teny, tsy be resaka ara-toetra: Tsy mbola nahita zazavavy kely jomohina toy izany aho [1.1] | |
Explanations in French | Qui est habituellement silencieux [1.3] | |
Updated on 2021/06/24 |