Entry jipy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiarakodia miaramila tany am-boalohany, afaka mandeha amin' izay tian-kaleha, ampiasaina amin' ny tany miady raha nisy zavatra na toe-javatra tian-kozahana na vaovao tian-koentina [1.1]
Vocabulary 
Origin English: jeep.

Updated on 2020/07/31