Entry |
jio
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | (teny tranainy) Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [1.1]
|
Explanations in French | Rôdeur, vagabond, vaurien [1.3]
|
Derivatives |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
jio
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Vakim-bilana fakana afo [1.78]
|
|
Entry |
jio
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Fragment, têt, tesson. [1.19]
|
|