|
|
|
|

Entry 1  jinjaina
Root  2 jinja
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
9 Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao [1.1]
Explanations in English  10 to be reaped, to be cut down [1.7]
Explanations in French  11 qu'on coupe, qu'on moissonne [1.3#296, 1.8]
12 qu'on récolte [1.3#296]
Examples  13  Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina. [2.508#385]
14  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472#21]
Other spellings  15 jinjana
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 ijinjana, jinjaina, 18 njainjay

Updated on 2026/04/22