Entry jijy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tsimihety] Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra [1.1]

Entry jijy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry jijy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka
Fanaovana na fandaniana tsikelikely
Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsara [1.1]
Derivatives 
 

Entry jijy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Miandry elabe [1.78]

Updated on 2020/07/31