| Entry | 1 jerijerena |
| Root | 2 jerijery |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Examples |
7 Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana.
[2.4#93]
8 Manondri-doha izy, marenina ilany izy, ary nony vao tsy jerijerena izy, dia ialohany hianao. [2.996] |
| Updated on 2026/04/19 |
|