Entry | 1 jeografia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany. Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amam-bikan' ny vohon' ny tany jeografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan' ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny jeografia mifandray amin' ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara-pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan' ny firenena samihafa (jeografia politika) |
Vocabulary |
4 Geography: (in general) |
Titles |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |