Entry | 1 jentilisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.68] [Vezo]
athéisme |
Examples |
4 Vao novakiny tamin' ny feony madonda feno fitiavana fotsiny ireo andininy faha-25 sy faha-26, dia lasan-davitra ny eritreritra, fa hoy izy : "Fantatrareo fa ny andrianan 'ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny iehibeny manapaka azy fatratra. [2.356] 5 Matetika anefa, mahery ny rafitra fehezin' ny vola izay mamolavola ny saina mba ho 87 - "Fa amin'izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra". [2.606] |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |