Entry jefijefy (jefy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena [1.1]
Derivatives 
Synonyms jefy

Updated on 2023/01/05