Entry japirona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin' ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny kibony [1.1]
Origin French: les éperons.

Updated on 2020/07/31