Entry jaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
Vola natao solon' izany
Fanomezana [1.1]
  [Sihanaka] Haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [1.78]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry jaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Teny, fiteny [1.78]

Updated on 2023/10/26