Entry izany hoe
Elementary words izany ; hoe
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota [1.1]
Explanations in English That is to say [1.7]
Explanations in French C'est-à-dire [1.8, 1.13]
 I.e.; id est [1.13]
Examples 
1Izany hoe tsy ho ampy ny vola [2.285]
2mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4]
3veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314]
4Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324]

Updated on 2023/01/01