|
|
|
|

Entry (1/4) 1  ivelany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Simple :
Explanations in Malagasy  4 Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy
5 Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano [1.1]
Explanations in English  6 outside, on the exterior [1.7]
Explanations in French  7 à l'extérieur [1.3#287, 1.8]
8 extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) [1.4.fr#341]
Examples  9  Tsy avoaboaka any ivelany? [2.472#161]
10  Io no fasako ivelan'ny tany [1.275]
11  Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve? [2.69#65]
12  Sanganehana teo ivelam-bohitra aho [2.643#112]
Combinations  13  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ivelany
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/4) 15  ivelany
Part of speech  16  adjective
Explanations in Malagasy  17 Hita maso: Marevaka ny loko ivelany [1.1]
Explanations in French  18 extérieur [1.3#287, 1.13]
19 externe [1.3#287]
20 extrinsèque [1.13]
Combinations  21  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ivelany

Entry (3/4) 22  ivelany
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24 Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany [1.1]
Explanations in French  25 l'extérieur, le dehors [1.3#287]

Entry (4/4) 26  ivelany
Root  27 vela
Part of speech  28  relative verb ivelana and pronoun

Anagrams  ivelany, 29 lenivay

Updated on 2026/05/22