|
|
|
|

Entry1  ivarotana
Root  2  varotra
Part of speech  3  relative verb
Examples  4  [1.3] Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé)
5  [2.470] Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
6  [2.472] Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany.
7  [2.996] Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ;
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word ivarotana
Illustrations 
13 

Anagrams  14  Anatirova, anaty rova, avitranao, ivarotana, naavotray

Updated on 2025/01/21