Entry | itỳ | |
Part of speech | pronoun | |
Explanations in Malagasy | Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1] | |
Explanations in English | This quite close (in sight) [1.7] | |
Tables and plates | all the pronouns | |
Updated on 2020/07/31 |