|
|
|
|

Entry 1  itehenana
Root  2 tehina
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#693]
Examples  8  Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470#50]
9  Malahelo tarehy sy vinibinitra no fijery azy, ary misy lefona maranitea atsatony itehenana eo anoloany. [2.587#]

Anagrams  itehenana, 10 itenehana

Updated on 2026/02/26