Entry | itarina (itatra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | itarina, riatina, tairina |
Updated on 2023/01/05 |