Entry itadiavana (tady)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Ary iza no itadiavana ny harena, fa tsy ny vady aman-janaka? [2.298]
2Ady itadiavana izay ho mpifehy, ka lozan' izay lehilahy resin' ny hatsaran-tarehim-behivavy, fa eo amin' ny nofo no itoeran' ny heriny. [2.5]
Morphology 
Present : itadiavana, itadiavako, itadiavanao, itadiavany, itadiavantsika, itadiavanay, itadiavanareo, itadiavan', itadiavan-, itadiavam-, itadiava-
Past : nitadiavana, nitadiavako, nitadiavanao, nitadiavany, nitadiavantsika, nitadiavanay, nitadiavanareo, nitadiavan', nitadiavan-, nitadiavam-, nitadiava-
Future : hitadiavana, hitadiavako, hitadiavanao, hitadiavany, hitadiavantsika, hitadiavanay, hitadiavanareo, hitadiavan', hitadiavan-, hitadiavam-, hitadiava-
Imperative : itadiavo
Proverbs 

Updated on 2022/10/11