|
|
|
|

Entry 1  isikinana
Root  2 sikina
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#604]
Examples  8  Ny fitafiana taloha tany an-tendrony dia hodi-kazo (fato), kapohina ho malemy, dia isikinana. [1.437#]
9  Hozaraintsika roa ny filazana izany: ny momba ny lamba asampina ary ny momba ny lamba isikinana. [2.436#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 ikisinana, isikinana, 12 saikinany

Updated on 2026/04/21