|
|
|
|

Entry1  isan' andro
Elementary words  2  isa, andro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] isaky ny misy andro mipoaka
Examples  5  [2.59#] Mandroso isanandro ny olona marary sy ny maty.
6  [2.445#] Fombam-pivavahan' ny silamo ny miankohoka inefatra isanandro.
Synonyms  7  isan' andro mihiratra, isan' andro vaky
Compound words 

Anagrams  10  andosiran, isan' andro, nandosira, sondriana

Updated on 2025/01/21