Entry | irainjehy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | One span, about 20 cm [3.1] | |
Explanations in French | Un empan, environ 20 cm [3.1] | |
Examples | Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6 zehy irainjehy 12 ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18 hakiho roanjehy 24 hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30 tovo-tsandry : telonjehy 36 ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42 mamakitratra : efajehy 48 ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54 manindao : diminjehy 60 [2.436] | |
Vocabulary | Space | |
Updated on 2023/06/05 |