| Entry | 1 irahina |
| Root | 2 iraka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera?
9 Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be sent as a messenger
[1.2#291] 11 to be sent [1.7] |
| Explanations in French |
12 qu'on envoie
[1.3#282, 1.8] |
| Examples |
13 Tsy andriny ianao ka nirahiny aho
[2.895#61]
14 Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996#51.007.034] 15 Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508#380] 16 Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366#36#96] 17 Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366#28] |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 19 ahirina, 20 hariañy, 21 hiraina, 22 ihirana, irahina |
| Updated on 2026/04/21 |
|