Entry iorehana
Part of speech passive verb
Examples 
1Nafana tsy sahala amin' ny mahazatra, hono, ny fotoam-pivavahana tamin' iny alahady iny, niorehana, hono, ny toriteny. [2.4]
2Nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (Lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3]
Morphology 
Present : iorehana, iorehako, iorehanao, iorehany, iorehantsika, iorehanay, iorehanareo, iorehan', iorehan-, ioreham-, ioreha-
Past : niorehana, niorehako, niorehanao, niorehany, niorehantsika, niorehanay, niorehanareo, niorehan', niorehan-, nioreham-, nioreha-
Future : hiorehana, hiorehako, hiorehanao, hiorehany, hiorehantsika, hiorehanay, hiorehanareo, hiorehan', hiorehan-, hioreham-, hioreha-

Anagrams 

Updated on 2020/07/31