Entry indrisy
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) [1.1]
Explanations in English Alas! Alack! Beautiful! [1.2]
 Alas! [1.7]
Explanations in French Hélas! [1.8]

Updated on 2020/07/31