Entry indrindra
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra
Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko
Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana [1.1]
Explanations in English Especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs. [1.2]
 Especially; indeed; very, most [1.7]
Explanations in French Surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur [1.8]
Compound words 
Anthroponyms 
Titles Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph)

Updated on 2023/05/22