|
|
|
|

Entry (1/2)1  indray mitoraka
Elementary words  2  indray, mitoraka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana [1.1]
Explanations in English  5  once; lit. one throw. [1.2]
Examples  6  Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. [2.470]
7  Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471]

Entry (2/2)8  indray mitoraka
Elementary words  9  indray, mitoraka
Part of speech  10  locution
Vocabulary  11  Space
Explanations in Malagasy  12  halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo) [1.1]

Updated on 2023/04/16