Entry | 1 indramina |
Root | 2 indrana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany 5 Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo [1.1] |
Explanations in English |
6 used of the thing which is to be borrowed. [1.2] 7 to be borrowed; cf. sambotra [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on a emprunté [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word indramina |
Anagrams | 14 indramina, manindria |
Updated on 2023/01/20 |