Entry ilasilasiana (lasilasy (lasy))
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples Tsy hita paipaika izay nalehan' izy ireo tsy misy fotoana azo nolanina hitadiavana azy fa na dia ny mihevitra fotsiny aza tsy azo natao tamin' izao, noho ny toe-draharaha tena mihatra aman' aina mihitsy, ka tsy azo ilasilasiana sy ihamibahambana fa dotra sy fahoany hatrany. [2.587]
Morphology 
Present : ilasilasiana, ilasilasiako, ilasilasianao, ilasilasiany, ilasilasiantsika, ilasilasianay, ilasilasianareo, ilasilasian', ilasilasian-, ilasilasiam-, ilasilasia-
Past : nilasilasiana, nilasilasiako, nilasilasianao, nilasilasiany, nilasilasiantsika, nilasilasianay, nilasilasianareo, nilasilasian', nilasilasian-, nilasilasiam-, nilasilasia-
Future : hilasilasiana, hilasilasiako, hilasilasianao, hilasilasiany, hilasilasiantsika, hilasilasianay, hilasilasianareo, hilasilasian', hilasilasian-, hilasilasiam-, hilasilasia-
Imperative : ilasilasio

Updated on 2020/09/27