|
|
|
|

Entry 1  ifampikasihana
Root  2 kasika
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  kanefa misy ifampikasihany ihany, satria Paoly dia nandray ny fombam-piteny nampiasaina tao amin' ny fivavahana ifonosan' ny zava-miafina, ka manao izany ho lalana ho enti-milaza sy manazava ny fampianarana nataony tamin' ny Jentilisa. [1.38#1037]

Updated on 2026/04/19