|
|
|
|

Entry 1  ifampihavanana
Root  2 havana
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27]

Updated on 2026/04/19