Entry | idiran-doza | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tratra, voan' ny loz; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano
Fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1] | |
Synonyms | idiran' angano | |
Other spellings | dirandoza ~ idiron-doza ~ idiran' izay loza | |
Updated on 2023/05/17 |