|
|
|
|

Entry 1  ianteherana
Root  2 antehitra
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka [1.1]
Examples  9  Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches) [1.3]
10  Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) [1.3]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ianteherana
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21