|
|
|
|

Entry1  Ianona (anona)
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona
4  lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1]
Explanations in English  5  what's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2]
Other spellings  6  ranona, ranona
Tables and plates  7  All the pronouns
8  All the pronouns

Anagrams  9  ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana

Updated on 2023/01/20