|
|
|
|

Entry 1  hozongozonina
Root  2 hozongozona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo
9 Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany [1.1]
Explanations in English  10 to be shaken [1.7]
Explanations in French  11 qu'on secoue, qu'on ébranle [1.8]
Examples  12  Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra; [2.857#]
13  Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany. [2.296#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21