Entry (1/2) | 1 horohoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo |
Explanations in English |
4 [1.7] a trembling, a shudder |
Explanations in French |
5 [1.8] tremblement, frémissement |
Examples |
6 Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro. [2.5#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 13 Andry – Vohitry ny Horohoro (Rapatsalahy José Paul) |
Entry (2/2) | 14 horohoro |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Karazan' ahitra 17 [1.78] [Sihanaka] karazan-jozoro madinika |
Explanations in French |
18 [1.196] Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter. [Bara]
|
Vocabulary |
19 Botany |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |