|
|
|
|

Entry 1  homana
Root  2 hana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio
8 Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io
9 Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1]
Explanations in English  10 to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7]
Explanations in French  11 manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8]
Examples  12  Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470#162]
Analogs  13  hanina, 14  hinana
Combinations  15  30 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word homana
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 Hamona, homana, 18 manoha, 19 Nahoma

Updated on 2026/04/22