| Entry | 1 holoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Loaka ny ao anatiny, hoboka
7 Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] |
| Explanations in French |
8 creux, cave à l'intérirue
9 Figuré: madré, roué [1.3#264] |
| Examples |
10 Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357#]
|
| Combinations | 11 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word holoka |
| Anagrams | 12 haloko, holoka |
| Updated on 2026/04/19 |
|